
Vous êtes peut être intéressés

Fidinana ifotony nijery sy nampahery ireo tra-boina tany Manambondro - Vangaindrano
Manoloana ny hain-trano nahazo ny mponina tao Manambondro – Vangaindrano, dia nidina ifotony nijery sy nampahery ny tra-boina ny Fitondram-panjakana, notarihin’ny Mpanolotsaina Avo, Kolonely RAMPANARIVO,