Nanamarika ny hetsika fahatsiarovana ny tolom-panafahana 1947, tamin’ny alalan’ny fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny kianjan’Ambohijatovo, izay misy ny tsangambato fahatsiarovana ireo Mahery Fon’ny Firenena, ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, izay misolo tena ny Filohan’ny Fanavaozana, notronon’ireo Filohan’ny Andrimpanjakana sy ireo minisitra mpikambana eo anivon’ny Governemanta.