I. FAMPITANA AM-BAVA

FIADIDIANA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA

  • Fampitàna am-bava mikasika ny fanombohana ny "opération d'enrôlement" biometirìka faoben’ny olom-pirenena malagasy.
  • Fampitàna am-bava mikasika ny fametrahana vaomiera mpitarika ny Fikaonandoham pirenena.

MINISITERAM-PANJAKANA EO ANIVON’NY FIADIDIANA MISAHANA NY FANAVAOZANA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny fananganana ny “Plateforme des auditeurs ministériels”.

MINISITERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny fandraiketana sy ny fanokanana ny “Hub logistique” an’ny BNGRC ao Manakara.
  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny tatitra momba ny toe-draharaha eo anivon’ny Sampandraharaha miandraikitra ny fanomezana alalana hiditra eto an toerana (visas de séjour) sy ny karatra biometrika maha mponina eto an-toerana (cartes de résident biométriques) ary fampahafantarana ireo sori-dalana hitondrana vahaolana.

MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY NY FITANTANAM-BOLA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava momba ny fampanarahana fenitra ny “sécurisation du système d’information” eo anivon’ny Foibem-pitondrana Ankapobe momba ny Tahirim-bolam-panjakana.

MINISITERAN’NY FAMPIANARANA AMBONY SY NY FIKAROAHANA SIANTIFIKA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny fampahafantarana ireo tetiandrom panadinana Bakalôrea 2026.

MINISITERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava momba ny fangatahana alalana ny hampidirana an’i Madagasikara ho anisan’ireo anaovana fandinihana ao anatin’ny raharaha manokana eo anivon’ny « IIPE-UNESCO” mikasika ny fanabeazana sy ny fiovaovana ara-toetrandro.
  • Nankatoavina ny fampitana am-bava momba ny fanomanana ny « Forum régional sur l’Intelligence Artificielle et l’éducation » eto Madagasikara ny taona 2026.

MINISITERAN’NY VAROTRA SY NY FANJIFANA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny zava-misy eo amin’ny fifandraisana ara-barotra eo amin’i Madagasikara-Etazonia (AGOA/textile) sy ny amin’ny fotoana maha mety hanatanterahana iraka avo lenta any Washington, D.C.

MINISITERAN’NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA

  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny fangatahana alalana sy fandraisana an-tanana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola ny fanomezana fanampiana ara-bola mba handraisan’ny ekipa nasionaly tanora Malagasy amin’ny “Championnat d’Afrique Australe U14 et U16”, any Gaborone, Botswana, ny 09 hatramin’ny 17 janoary 2026.
  • Nankatoavina ny fampitana am-bava mikasika ny fangatahana alalana sy fandraisana an-tanana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola ny fanomezana fanampiana ara-bola mba handraisan’ny ekipam-pirenena lehilahy “Rugby à 7” amin’ny fifaninana « Word Challenger Series 2025 – HSBC Seven’s », any Dubaï, Emirats arabes unis, ny 14 hatramin’ny 19 janoary 2025.

II. FANKATOAVANA DIDIM-PANJAKANA

MINISITERAN’NY ATITANY SY FITSINJARAM-PAHEFANA

  • Nolaniana ny didim-panjakana fankatoavana ny maha filàn'ny vahoaka ny Fototra ho an'ny Fanavaozana ny Repoblika.

III. FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY

MINISITERAM-PANJAKANA EO ANIVON’NY FIADIDIANA MISAHANA NY FANAVAOZANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAMAHEFARIVO Fetranirina ho Tale misahana ny Lalàna eo anivon’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana misahana ny Fanavaozana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ANDRIATSIMA Onisoa ho Mpandrindra Ankapobe eo anivon’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana misahana ny Fanavaozana.

MINISITERAN' NY RAHARAHAM-BAHINY

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-484 tamin’ny 06 martsa 2024 ary manendry an’Andriamatoa RAMAROLAHY Tojonirina ho Directeur Général du Partenariat au Développement et de la Diaspora du Ministère des Affaires Etrangères.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa ZAFIMANJAKASOA Maroriky Duprine ho Directeur du Protocole du Ministère des Affaires Etrangères.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-022 tamin’ny 15 janoary 2025 ary manendry an-dRamatoa RAZANADRASOA Marie Léontine ho Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1233 tamin’ny 13 jona 2024 ary manendry an’Andriamatoa RAMAROSON Jean Jacques ho Directeur des Ressources Humaines du Ministère des Affaires étrangères.

MINISITERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-894 tamin’ny 11 aprily 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAVELONANDRO Tsimbazafy Abdon Marie ho Lehiben’ny Distrikan’Imanja.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-596 tamin’ny 04 jona 2025 sy manendry an’Andriamatoa NORO Luc Mohamed ho Lehiben’ny Prefektioran’i Manakara.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-875 tamin’ny 11 aprily 2024 sy manendry an-dRamatoa ANDRIANARAHINJAKA Hantamalala Sylvia ho Lehiben’ny Distrikan’Andramasina.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-885 tamin’ny 11 aprily 2024 sy manendry an’Andriamatoa RABEMILA Manolotsoa Narindra ho Lehiben’ny Distrikan’Ankazobe.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-766 tamin’ny 10 jolay 2025 sy manendry an-dRamatoa RAKOTOARISOA Ny Ony Mirana Dina Henintsoa ho Lehiben’ny Distrikan’i Fandriana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-987 tamin’ny 17 aprily 2024 sy manendry an-dRamatoa RAKAJILAHY Catherine ho Lehiben’ny Distrikan’i Mahabo.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-679 tamin’ny 20 martsa 2024 sy manendry an-dRamatoa RAMBOARISOA Irinah Albert ho Lehiben’ny Distrikan’Ambatolampy.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-599 tamin’ny 04 jona 2025 sy manendry an’Andriamatoa RALOVASON RAKOTONIRINA Bernard Distrikan’Amparafaravola.

MINISITERAN’ NY TOEKARENA SY NY FITANTANAM-BOLA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-378 tamin’ny 28 febroary 2024 sy manendry an-dRamatoa RAKOTONDRANAIVO Rovamalala Linah ho Tale misahana ny Tetibola eo anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-048 tamin’ny 12 janoary 2022 sy manendry an’Andriamatoa ANDRIANTSALAMA Daniel ho Tale misahana ny karama sy ny fisotroan-dronono eo anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola.

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1005 tamin’ny 17 aprily 2024 sy manendry ny Contrôleur Général de Police ANDRIAMANANTSOA Zakatiana Pierre Donatien ho Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Anosy eo anivon’ny Minisiteran’ ny Filaminam-bahoaka.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1006 tamin’ny 17 aprily 2024 sy manendry ny Commissaire de Police de Première Classe RALAHINIRINA Patrick Chrétien, ho Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Androy eo anivon’ny Minisiteran’ ny Filaminam-bahoaka.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-447 tamin’ny 30 martsa 2022 sy manendry ny Commissaire Divisionaire SAMY HARISON Olivier ho Tale misahana ny Fanaraha-maso ny Fifindra-monina eo anivon’ny Minisiteran’ ny Filaminam-bahoaka

MINISITERAN’NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa MAKA Faramalala Daniella, ho Talen’ny Fitondran-draharaha sy ny Fitantanam-bola eo anivon’ny Vondrom pirenena ho Tantsoroka amin’ny Trano Fonenana sy ny Toeram-ponenana na ANALOGH (ANALOGH).
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RAKOTOARIZAORO Sariaka Fanomezana ho Talen’ny Fikarohana sy ny Fampandrosoana ao amin’ny Tahirim-bolam-pirenena momba ny Tany na FNF.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 2106 tamin’ny 18 desambra 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAZAFINDRATSIMBA Vonjinomenjanahary Gilbert ho Tale Jeneralin’ny Raharahan-tany (Directeur Général des Services Fonciers) eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1063 tamin’ny 02 mey 2024 sy manendry an-dRamatoa DIDA Verline Rosseti, ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-854 tamin’ny 06 aogositra 2025 sy manendry an’Andriamatoa RAZAFINDRAFENO Doriant ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Analanjirofo. 
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1917 tamin’ny 13 novambra 2024 sy manendry an’Andriamatoa RASOLONJATOVO Antoine ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RANDRIAMAMPIANINA Haris Claude ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Boeny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1355 tamin’ny 03 jolay 2024 sy manendry an’Andriamatoa BEATREFINA Patrice ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Sofia.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ANDRIATAHINA Philémon Armel ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Melaky.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa AINA Perle Hortense ho Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana.

MINISITERAN’NY FAMPIANARANA AMBONY SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAVELOJAONA Félicien, ho Filoha mpisolo toerana vonjimaikan’ny Oniversiten’Agnambà.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1236 tamin’ny 13 jona 2024 sy manendry ny Filohan’ny Oniversiten’Itasy sy Vakinankaratra.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry ireo Talen’ny « Institut de l’Université de Vakinankaratra ».
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry ireo Talen’ny « Ecoles et d’Instituts de l’Université de l’Itasy. »
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022 1615 tamin’ny 07 desambra 2022 sy manendry an-dRamatoa LANDY SOAMBOLA Amélie ho Talen’ny « Centre National de Recherches Océanographiques » (CNRO).
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022 1592 tamin’ny 30 novambra 2022 sy manendry an’Andriamatoa SAMBATRA Eric Jean Roy ho Tale Jeneraly mpisolo toerana vonjimaikan’ny « Institut Supérieur de Technologie d’Antsiranana. »

MINISITERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-919 tamin’ny 10 septambra 2025 sy manendry an’Andriamatoa VELONTSARA Mamitiana Didier ho Tale Jeneralin’ny « Centre National de Production de Matériels Didactiques”.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAKOTONIRINA Justin ho Tale misahana ny Fanofanana ara-pedagojika eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1761 tamin’ny 09 oktobra 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAKOTOHASINA Diamondra Andriamarolahy ho Tale misahana ny Fampandrosoana ny Fanofanana am-boalohany ao amin’ny ny “Institut National de Formation Pédagogique.”
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1762 tamin’ny 09 oktobra 2024 sy manendry an’Andriamatoa RALAIVAON DRATSITONTA Jumaël Edith Fabrice ho Tale misahana ny Fampandrosoana ny Fanofanana mitohy ao amin’ny “Institut National de Formation Pédagogique” eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2020 1362 tamin’ny 30 septambra 2020 sy manendry an’Andriamatoa RANDRIANAIVO Aimé Nicolas Emilson ho Tale misahana ny Fampianarana ambaratonga Faharoa eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2021-331 tamin’ny 24 martsa 2021 sy manendry an’Andriamatoa RAMAHEFA Andrianina Herisoa ho Tale misahana ny Fananana ara-tany sy ny fotodrafitrasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-135 tamin’ny 31 janoary 2024 sy manendry an’Andriamatoa RASAMIMANANA Mandimbison Dahy Adrien ho Lehiben’ny Vondrona Mpanaramaso ireo Orin draharaha Miankina eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAKOTOMALALA Andriamihaja ho Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena Vakinankaratra.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ANDRIANARIVO Milasoa Edmond ho Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena Androy.

MINISITERAN’NY FAMPIANARANA TEKINIKA SY NY FANOFANANA ARAK’ASA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2021-312 tamin’ny 31 martsa 2021 sy manendry an’Andriamatoa RAZAFIASIMBOLA Andriamparany Jean de la Croix ho Talem-paritry ny Fampianarana Tekinika sy ny Fanofanana arak’asa Amoron’i Mania.

MINISITERAN’NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-092 tamin’ny 29 janoary 2025 sy manendry an-dRamatoa RAMAMONJISOA Lalanirina Marie Erika ho Tale misahana ny raharaha ara-dalàna sy ny fifanolanana eo anivon’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana .
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-749 tamin’ny 27 martsa 2024 sy manendry an-dRamatoa RONDROMALALA Andriamady ho Tale misahana ny hay avo lenta momba ny tontolo ambanivohitra (DGR) eo anivon’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa HOLISOA RANDRIAMASIMANGA ho Tale misahana ny Tetikasa sy ny Fandaharanasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-695 tamin’ny 20 martsa 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAMONJY Mahazakamanana ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Analamanga.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-912 tamin’ny 15 jona 2022 sy manendry an’Andriamatoa ANDRIAMADY Hary Ny Aina ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Itasy.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RALAIAVY Lalanirina Elson Charly ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-700 tamin’ny 20 martsa 2024 sy manendry an’Andriamatoa TINAHINDRAZA SOATATA Razafimandimby ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Boeny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-697 tamin’ny 20 martsa 2024 sy manendry an-dRamatoa RUHEKA Elyoh ho Talem paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Betsiboka.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa REMAMY Razafimiroe Randzavola Nirina ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Matsiatra Ambony.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1275 tamin’ny 19 jona 2024 sy manendry an’Andriamatoa TOVOSITRAKASOAMAHAFALY Jean Parfait ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Amoron’i Mania.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ANDRIAMARAKITA Hervé Philippe ho Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana – Faritra Atsimo Atsinanana.

MINISITERAN’NY FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA SY NY FAMPIVELARANA NY SEHATRA TSY MIANKINA

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAHARINAIVOSON Andoniaina Josué ho « Directeur des Systèmes d’Information » eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RAKOTOARISON Nandrianina Minah ho Tale misahana ny Fandaharanasa, ny Fanjohiana sy ny Fanombanana eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa FINOANA Anthony Cédric ho Tale misahana ny Fitsirihana anatiny sy ny Ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAMIANDRASOA Ianja Salomon ho Tale misahana ny Tantsoroka amin’ny Fampiroboroboana maharitra ny Indostria eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina. 
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RALAIARY Felamanitriraisana ho Tale misahana ny Tantsoroka amin’ny Fampivelarana ny Sehatra tsy miankina eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAMAROSON Andry ho Tale misahana ny Fitandroana ny Toekarena sy ny Serasera eo anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina.

MINISITERAN’NY VAROTRA SY NY FANJIFANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2017-051 tamin’ny 19 janoary 2017 sy manendry an’Andriamatoa RANDRIANIMASINA Claude Frémy Mickael ho Talen’ny Fitondran-draharaha sy ny Fitantanam-bola eo anivon’ny Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives et Commerciales.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa BENOHERINARIVO Rabetafika Victor ho Tale misahana ny Fandaharanasa, ny Fanjohiana sy ny Fanombanana eo anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa NAMBOHOE VENON Yolandine ho Tale misahana ny Fitsirihana anatiny sy ny Ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2014-428 tamin’ny 21 mey 2014 sy manendry an-dRamatoa RAKOTOMAHEFA Sitraka Zarasoa ho Tale Jeneralin’ny “Bureau des Normes de Madagascar”.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAZAFINIMARO Jocelin Richard ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Itasy.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa TAHEMA Bernard ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Atsimo Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa MAHALANONA Luc Teddy ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Analamanga.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RABEMANANDIMBY Faralahy François ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Vatovavy .
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RAKOTONIRINA Marie Danielle Léa ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Matsiatra Ambony.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAKOTONIRINA Voninarivo Félix ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Amoron’i Mania.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ANONA Allendy ho Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana – Faritra Atsinanana.

MINISITERAN’NY FITATERANA SY NY FAMANTARANA NY TOETRANDRO

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry ny Capitaine de Vaisseau REKORIA Manantsapa Mitondrarivo ho Tale Jeneralin’ny « Ecole Nationale d’Enseignement Maritime (ENEM) »
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022 1295 tamin’ny 07 septambra 2022 sy manendry ny Colonel RAMONJANIRINA Pierre Emilien ho Tale misahana ny Fiarovana sy ny Fisorohana ny Lozam pifamoivoizana an-dalambe eo anivon’ny Minisiteran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro.

MINISITERAN’NY JONO SY NY TOEKARENA MANGA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2021-1005 tamin’ny 29 septambra 2021 sy manendry an’Andriamatoa RANDRIANARIMANANA José Victor ho Tale Jeneralin’ny Toekarena manga eo anivon’ny Minisiteran’ny jono sy ny toekarena manga. 
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-260 tamin’ny 23 febroary 2022 sy manendry an’Andriamatoa TSIRILAZA Benjamin ho Talem-paritry ny jono sy ny toekarena manga - Faritra Atsimo Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-261 tamin’ny 23 febroary 2022 sy manendry an’Andriamatoa Jasmin Just Pitha ho Talem paritry ny jono sy ny toekarena manga - Faritra Vatovavy.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2022-078 tamin’ny 12 janoary 2022 sy manendry an’Andriamatoa TOVONDRAINY Gaëtan Rovestin ho Talem-paritry ny jono sy ny toekarena manga - Faritra Atsimo Andrefana.

MINISITERAN’NY TONTOLO IAINANA SY NY FAMPANDROSOANA LOVAIN JAFY

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAKOTONANAHARY Tovoniaina Charles ho Talem-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy – Faritra Boeny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1077 tamin’ny 02 mey 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAFAMANTANANTSOA Igor Rodin ho Tale misahana ny Fandaharanasa, ny Fanjohiana sy ny Fanombanana eo anivon’ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy.

MINISITERAN’NY MPONINA SY NY FIRAISANKINA

  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAMAHALEOMIARANTSOA Fanjason Jacques ho Talem-paritry ny ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Diana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RABENANTENAINA Floret Aurélien ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Boeny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RABEMANANJARA Niampy Zafindrasoamavo Herimampiandra ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina- Faritra Matsiatra Ambony.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa RASOARIVOLA Vonihery ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Amoron’i Mania.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa HERINIAINA Edy Jean Baptiste ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Atsimo Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa MAMINIRINA Marcia ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Fitovinany.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RASOLOFOHERINIAINA Landy Maminirina Fiononana ho Talem-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina - Faritra Menabe.

MINISITERAN’NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024-946 tamin’ny 11 aprily 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAVALISON Andriambalo Miandravaka Herinirina ho Tale misahana ny Fananana, ny Fotodrafitrasa sy ny Fampitaovana eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. 
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-036 tamin’ny 15 janoary 2025 sy manendry an-dRamatoa RAFALIARISOA Julie ho Tale misahana ny Fampiroboroboana ny Fialamboly eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1982 tamin’ny 27 novambra 2024 sy manendry an-dRamatoa RAZOELIARISOA Haingo Fanova ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Vakinankaratra.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa MANANTAFY Ismaël Dino ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena- Faritra Diana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1983 tamin’ny 27 novambra 2024 sy manendry TSIATERIMANDIMBY Anicer ho Talem-paritry ny an’Andriamatoa Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Sava. 
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa RAMAROZATOVO Mickaël ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1984 tamin’ny 27 novambra 2024 sy manendry an’Andriamatoa ANDRIANANTOANDRO Willy Adrien ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Alaotra Mangoro.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an-dRamatoa ZAKANIRINA Elisa Annie ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Ambatosoa.
  • Noraisina ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa SADROUDINE Moustafa ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena- Faritra Boeny.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-278 tamin’ny 12 martsa 2025 sy manendry an’Andriamatoa ANDRIAMBOLOLONA Tojo ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Betsiboka.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-747 tamin’ny 02 jolay 2025 sy manendry an’Andriamatoa RAVELONIRINA Andrisoa ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Amoron’i Mania.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-212 tamin’ny 26 febroary 2025 sy manendry an’Andriamatoa RANDRIANANDRASANA Herson Asifaly ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Atsimo Atsinanana.
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1986 tamin’ny 27 novambra 2024 sy manendry an’Andriamatoa RAMBELOSON Basile Casimir ho Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena - Faritra Atsimo Andrefana.

IV. FANAFOANANA FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY

MINISITERAN’NY FITSARANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2023 1096 tamin’ny 08 septambra 2023 manendry ny Chef du Ministère Public près de la Juridiction de Second Degré du Pôle Anti-Corruption d’Antananarivo.

MINISITERAN’NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2024 1014 tamin’ny 06 mey 2024 manendry ny Directeur de l’Unité d’Appui à la Conception et à la Coordination des Projets (UACCP) eo anivon’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (MINAE).

MINISITERAN’NY FITATERANA SY NY FAMANTARANA NY TOETRANDRO

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny fanendrena ny Tale Jeneralin’ny Société du Port à Gestion Autonome de Toamasina (SPAT).
  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny fanendrena ny Tale Jeneralin’ny Société de Manutention des Marchandises Conventionnelles (SMMC).

MINISITERAN’NY ASA, NY FAMPANANANA ASA SY NY ASAM-PANJAKANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2023-936 tamin’ny 02 aogositra 2023 manendry ny Directeur Général de la Caisse Nationale de Prévoyance Sociale (CNaPS).

MINISITERAN’NY FIZAHANTANY SY NY ASA TANANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny fanendrena ny Directeur Régional du Tourisme et de l'Artisanat Androy.

MINISITERAN’NY RANO SY NY FANADIOVANA ARY NY FIDIOVANA

  • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana tamin’ny 22 desambra 2025 manendry ny Directeur Régional de l’Eau, de l’Assainissement et de l’Hygiène Atsimo Andrefana.

 

Antananarivo, 08 janoary 2026,

Rahajason Harry Laurent

Talen’ny Serasera eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana

ny Repoblikan’i Madagasikara